Entry | fasiny | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1] | |
Explanations in English | a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2] | |
Vocabulary | Music: (in general) | |
Entry | fasiny | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [1.1] | |
Vocabulary | Navigation | |
Anagrams |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |