|
|
|
|

Entrée1  fantatra
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Hay: Teny tsy fantatro no nifam-piresahany
4  Hay ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro ny rainao [1.1]
Explications en anglais  5  known [1.2, 1.7]
6  recognised [1.2]
Explications en français  7  connu, su [1.3, 1.8]
8  compris, reconnu [1.3]
Exemples  9  Tiako ho fantatra! [2.529]
10  fantatro izany (Je sais cela) [1.3]
11  Olom-pantatr' i Ndremba ve ny vadinao? [2.643#141]
12  Efa nanontaniako ireo olom-pantatra rehetra. [2.445#30]
13  Ataovy izay saim-pantatrao, tompoko, hoy ny vavy [2.69#25]
14  Nanjary toetrako io tsy natahotra zava-pantatro io fa rahefa hay mora atao. [2.643#21]
15  Raha vao hitao izy dia tsy mbola fantatro (Je ne l'ai pas reconnu à première vue) [1.3]
Morphologie 
16  Préfixée :
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes passifs :
22  Verbes relatifs :
23  Noms :
Mots composés 

Mis à jour le 2022/06/12