|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanompoana
Radical  2  tompo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama [1.10]
5  Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
6  Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
7  Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama. [1.1]
8  asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina [1.13]
Explications en anglais  9  servitude; services rendered; forced labor under former government regulations [1.7]
Explications en français  10  corvée [1.8, 1.13]
11  servitude; action de servir [1.8]
Exemples  12  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
13  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
Mots composés 

Entrée (2/2)17  fanompoana
Radical  18  tompo
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra [1.1]
Exemples  21  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/07