Entrée | 1 fanomezana |
Radical | 2 ome |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio 5 Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra [1.1] |
Explications en anglais |
6 a gift [1.7] |
Explications en français |
7 l'action de donner, le présent, le don [1.3] 8 don [1.8, 1.13] 9 cadeau [1.8] |
Exemples |
10 fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; [2.445] 11 Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. [2.59] 12 Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. [2.643] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Article |
20 Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/06/16 |