Entry |
fanombohana
(tomboka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana ny fiandohan-javatra iray, fanaovana voalohany: Anio no fanombohana ny asa tanimbary ¶ Fiandohana: Misy olona maty eo amin' ny fanombohan' ny tantara [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | L’action de commencer, de sceller, de tatouer, d’accuser injustement, l’instrument, le cachet, le sceau, le lieu, le motif [Abinal 1888 page 720]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
fanombohana
(tomboka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanasiana marika amin' ny vy mahamay, fitetehana: Didian' ny fanjakana ve ny fanombohana ny omby? [Rajemisa 1985]
|
|