Entry |
fanodina
(hodina)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka? ¶ Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | manière de faire tourner [Abinal 1888 page 257]
|
Examples | Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka. [Razafiarivony: Harivolana, page 57]
|
|
Entry |
fanodina
(odina)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | manière de faire révolter [Abinal 1888 page 457]
|
Synonyms | |
|