Entry fankaherezana (hery)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana
¶ Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [Rajemisa 1985]
Explanations in French action de fortifier [Abinal 1888 page 238]
Examples Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [FOFAFIPE: Rosovola, page 3]

Updated on 2020/07/31