Entry | fanjonoana (jono) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fakana hazandrano amin' ny fintana ¶ Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | pêche [SLP 1986] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |