Entry fanjakana (zaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
¶ Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
¶ Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy.
Explanations in English  [Richardson 1885] A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession.
  [Hallanger 1973] government; the administration
Explanations in French  [Abinal 1888 page 866] le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu
  [Hallanger 1974] gouvernement; l'administration; règne, royaume
  [SLP 1986] état
Vocabulary 
Morphology 
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Randriamamonjy: Tantara, page 373] Ho anao ny tany sy ny fanjakana.
2 [Fagereng: Tantara, page 70] Nifarana teo ny Fanjakana Malagasy.

Entry fanjakana (jaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana
Explanations in French  [Abinal 1888 page 290] l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes
Morphology 
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
Quotes 
Toponymy Place names having the word fanjakana (1): Fanjakana

Entry Fanjakana (fanjakana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -23.5166667, 44.6833333
-22.7, 44.0833333
-21.1833333, 46.8833333
Toponymy fanjakana

Updated on 2021/06/29