Entry fanjakan > fanjakan' ny mpiasamadinika (zaka, asa, madinika)
Part of speech expression
Explanations in French dictature du prolétariat [SLP 1986]

Entry fanjakan > fanjakana (zaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
¶ Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
¶ Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [Rajemisa 1985]
Explanations in English A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [Richardson 1885]
 government; the administration [Hallanger 1973]
Explanations in French le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [Abinal 1888 page 866]
 gouvernement; l'administration; règne, royaume [Hallanger 1974]
 état [SLP 1986]
Vocabulary 
Morphology 
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
Compound words, titles, names 
Examples 
1Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [Randriamamonjy: Tantara, page 373]
2Nifarana teo ny Fanjakana Malagasy. [Fagereng: Tantara, page 70]

Entry fanjakan > fanjakana (jaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [Rajemisa 1985]
Explanations in French l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [Abinal 1888 page 290]
Morphology 
fanjakana
fanjakako
fanjakanao
fanjakany
fanjakantsika
fanjakanay
fanjakanareo
fanjakan'
fanjakan-
fanjakam-
fanjaka-
-panjakana
-panjakako
-panjakanao
-panjakany
-panjakantsika
-panjakanay
-panjakanareo
-panjakan'
-panjakan-
-panjakam-
-panjaka-
Quotes 
Toponymy Place names having the word fanjakana (1): Fanjakana

Entry fanjakan > Fanjakana (fanjakana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Coordinates -21.1833333, 46.8833333
-22.7, 44.0833333
-23.5166667, 44.6833333
Toponymy fanjakana

Entry fanjakan > fanjakan-dehilahy (zaka, lehy, lahy)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy ny fampirafesana no antsoina amin' izany satria zavatra tsy tantin' ny vehivavy ny mirafy [Rajemisa 1985]
Quotes 

Entry fanjakan > fanjakan' ny mpanandevo (zaka, levo)
Part of speech expression
Explanations in French régime esclavagiste [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry fanjakan > fanjakan' ny zokiolona (zaka, zoky, olona)
Part of speech expression
Explanations in French gérontocratie [SLP 1986]

ERR script 'XML.pm' line 91 : ../dict/mg: No such file or directory
ERR script 'XML.pm' line 91 : ../dict/mg: No such file or directory