Entry |
fanitarana
(itatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty ¶ Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra ¶ Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara [1.1]
|
Explanations in French | L’action d’agrandir, d’élargir, de développer [1.3]
|
| extension [1.13]
|
Examples |
1 | atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy.
[2.285]
|
2 | Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny.
[2.472]
|
|
|