|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fangitra
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Vocabulaire  8  Mathématiques: algèbre
Explications en malgache  9  soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10#F.339]
10  Faritra [1.1]
Explications en anglais  11  a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2]
Explications en français  12  contour, délimitation, circonscription [1.3#147]
13  coordonnées [1.13]
Mots composés 

Entrée (2/2)20  fangitra
Partie du discours  21  adjectif
Explications en malgache  22  tapaka (volondoha) [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  23  fangitra, fitranga

Mis à jour le 2023/10/11