Entry fandriana (andry)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara
Explanations in English  [Richardson 1885] a bed, bedding.
  [Hallanger 1973] a bed
Explanations in French  [Hallanger 1974] lit
Vocabulary 
Morphology 
fandriana
fandriako
fandrianao
fandriany
fandriantsika
fandrianay
fandrianareo
fandrian'
fandrian-
fandriam-
fandria-
-pandriana
-pandriako
-pandrianao
-pandriany
-pandriantsika
-pandrianay
-pandrianareo
-pandrian'
-pandrian-
-pandriam-
-pandria-
Synonyms farafara
Compound words, titles, names 
 
Examples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 138] Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny;
2 [Andraina: Mitaraina, page 172] Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha.
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word fandriana (1): Ampandrianakanga

Updated on 2022/07/30