|
|
|
|

Entrée1  fandriam-pahalemana (andry)
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Fiadanana, tsy fisian-tabataba na horohoro [1.1]
Explications en anglais  4  public order, tranquility; peace between nations [1.7]
Explications en français  5  ordre public, tranquilité; paix entre nations [1.8]
6  paix [1.13]
Exemples  7  Tia fandriampahalemana izahay, Tompoko. [2.270]
8  Tsy hisy fandriampahalemana ho an' ny vady aman-janaka. [2.528]
9  Izy no fototra iorenan' ny fandriampahalemana ara-tsosialy. [4.27]
10  Isan-kerinandro dia misy foana ny fivoriana iraisan’ireo tomponandraikitra ambony mikasika ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny tafika, zandary ary miaramila. [4.11]

Mis à jour le 2020/07/31