Entry fandavorariana (lavorary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka [1.1]
Explanations in French Le perfectionnement, l’accomplissement [1.3]
 finition [1.13]
Compound words 
Examples 
1Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky [2.606]
2Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga [2.445]

Updated on 2023/01/07