Entrée |
fandaniana
(lany)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Consumption, using up [1.7]
|
Explications en français | Consommation, l'action de dépenser [1.8]
|
Exemples |
1 | Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana.
[4.27]
|
2 | Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo.
[1.369]
|
3 | ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
[4.12:1173451160]
|
|
|