|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandafarana |
| Fototeny | 2lafatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao.
5Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran' ny iray tampo. [1.1] 6fametrahana miambaratonga. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7gradation.
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 8fanjehy fandafarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|