Entrée |
fanazarana
(zatra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1]
|
Explications en anglais | Training, esp. for sports [1.7]
|
Explications en français | L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause [1.3]
|
| Entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8]
|
| Entraînement, exercice [1.13]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Synonymes | |
Exemples | Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo.
[2.445]
|
|