Entry | fananty (tanty) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina mananty, mandray zavatra amin' ny tanana velarina: Toy izao no fananty baolina [Rajemisa 1985] | |
tohana avy ao ambany [SLP 1986] | ||
Explanations in French | support [SLP 1986] | |
Vocabulary | Technology | |
Synonyms | sohitry | |
Entry | fananty (tanty) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | azo tantazana [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |