Entry fanandroana (andro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana
Explanations in French  [Abinal 1888] l'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Fagereng: Tantara, page 9] Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana.
2 [Rahajarizafy: Filozofia, page 110] Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra.

Entry Fanandroana
Part of speech name (book title)
Subtitle fianarana manisa andro malagasy
Author Rabesata Arima
Publishings 2000/01. Width: 15cm. Height: 21cm. Pages: 60. Copies: 1000. Newprint.
Tables and plates All the titles

Updated on 2022/11/13