Entrée 1/2 fanamiana (amy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina [1.1]
  [Bezanozano] Fitafiana [1.78]
Explications en anglais A uniform [1.7]
Explications en français L'uniforme [1.8]
Exemples 
1I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy. [2.470]
2Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996]
Mots composés 

Entrée 2/2 fanamiana (tamy)
Partie du discours nom
Explications en français L'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20