Entry | fanakotrana (kotrana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [Rajemisa 1985] | |
Entry | fanakotrana (kotra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |