Entrée | 1 fanainga |
Radical | 2 ainga |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 fitaovana fibatana zavatra [1.13] |
Explications en français |
5 Manière de soulever, de lever, qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher [1.3#10] 6 élévateur [1.13] |
Exemples |
7 toa voan' ny fanainga lavitra koa re, sanatria. [2.470#] 8 Fanainga iray hafa ho an' ny fampihavanana ny fanapariaham-pahefana, na dia mbola nofinofy ihany aza izy hatramin' izao. [4.27#] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 afingana, faingana, faingàna, fanainga, fangaina, fanganay, fiangana, figanana, ifangana |
Mis à jour le 2023/09/09 |