Entrée | 1 fanadinoana |
Radical | 2 hadino |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1] |
Explications en français |
5 l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3#202] |
Exemples |
6 Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy. [2.944] 7 Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [2.499] |
Titres | 8 Ry Fanadinoana (Rakotoson Emeralda) |
Anagrammes | 9 fanadinoana, nandafianao |
Mis à jour le 2023/09/10 |