Entry fampiodinana (odina)
Part of speech noun
Explanations in French l'action de faire révolter [Abinal 1888 page 457]
Synonyms fanodinana
Examples Fa izany mpaminany na mpanonofy izany dia hatao maty satria efa nanao teny fampiodinana amin' i Jehovah Andriamanitrareo Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta ka nanavotra anao tamin' ny trano nahandevozana), mba hitaona anao hiala amin' ny lalana izay nasain' i Jehovah Andriamanitrao halehanao. [Baiboly: 5.13.6]

Updated on 2020/07/31