Entry famohazana (foha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanairana, fanohinana mba hahatsiaro, fampahatsiarovana [Rajemisa 1985]
Explanations in French réveil, éveil [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tsy nanana herimpo hanohy ny famohazana ny lasa intsony ity tovolahy. [Andriamalala: Taolambalo]
2Ny zavatra sasany miseho amin' ny famohazana angatra (magie noire na spiritisme) dia miharihary fa mihoatra ny herin' olombelona. [Rahajarizafy: Filozofia]
3Raha vita ny antso famohazana ny masina rehetra, ireo voatanisa etsy ambony ireo, dia apetraka eo amin' ny vodi-fototra ny pampy telo nasiana toaka. [Ndema: Antakay]

Updated on 2022/01/18