Entrée | 1 famitsahana (fitsaka) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [1.1] |
Explications en français |
4 L’action d'aplatir, de tasser, l’instrument, le lieu [1.3#175] |
Mis à jour le 2023/02/27 |