Entry fambolena (voly)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
¶ Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [Rajemisa 1985]
Explanations in French agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [SLP 1986]
 action de planter, de cultiver [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [Rakotozafy: Ratsimba, page 27]
2Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [FOFAFIPE: Rosovola, page 105]
Articles 

Updated on 2020/07/31