Entry famaky (vaky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra
Explanations in English  [Richardson 1885] An axe, a hatchet.
  [Hallanger 1973] an ax, a cleaver
Explanations in French  [Abinal 1888] la hache
  [Hallanger 1974] hache
Vocabulary 
Examples 
1 [Rainitovo: Antananarivo] Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
2 [Rakotozafy: Ratsimba] Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
Quotes 
Articles 

Entry famaky (vaky)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba entina mamaky
Explanations in French  [Abinal 1888] ce qu'on peut fendre, manière de fendre

Entry famaky (vaky)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony

Updated on 2022/07/30