Entry faingo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna
¶ mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1]
Explanations in English comma [3.1]
Explanations in French virgule [1.5, 1.13, 1.66]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Tables and plates Punctuation marks

Anagrams figona

Updated on 2022/01/19