Entrée | 1 fahitra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
6 fefy [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
[1.78] 7 Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala) [1.1] |
Explications en anglais |
8 a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [1.2] |
Explications en français |
9 parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [1.3] |
Exemples |
10 Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho tsy fahitra foana ombalahy na tany tsy manam-pidiny [2.131] 11 Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot fahitra |
Anagrammes | 17 fahitra, fihatra, hafitra, hifatra |
Mis à jour le 2023/08/27 |