|
|
|
|

Teny iditra1  fahiazana
Fototeny  2 hia
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fahaizana, 6 fahiazana, 7 ifahazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11