Entrée (1/2) | 1 fahenina |
Radical | 2 enina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1] |
Explications en anglais |
5 the sixth [1.2] |
Explications en français |
6 sixème [1.3] |
Exemples |
7 Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4] 8 Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643] 9 Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298#] |
Autres orthographes | 10 fahaenina |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 fahenina |
Radical | 15 enina |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 six brasses [1.3] |
Vocabulaire |
18 Espace |
Anagrammes | 19 fahenina, fihenana, hafenina, hanefany, hanefina, hiafenan, hifanena, nahefany, nahefina |
Mis à jour le 2023/02/26 |