|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fahavaratra
Mots élémentaires  2  faha~, varatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
Explications en anglais  5  The rainy season, the summer [1.2#146]
6  summer, the thunderstorm season [1.7]
Explications en français  7  l'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
Exemples  8  Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
9  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
10  asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Vocabulaire  11  Temps
12  Géographie: (en général)
Analogues  13  lohataona, fararano, ririnina
Mots composés 
Titres  17  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)

Entrée (2/2)18  Fahavaratra
Partie du discours  19  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  20  Ratsifandrihamanana Clarisse
Editions  21  Imprimerie Faneva, 1965. Pages: 150

Anagrammes  22  fahavaratra, Fahavaratra

Mis à jour le 2023/10/17