Entrée (1/3) | 1 fahavalo (valo) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito [1.1] |
Explications en français |
4 huitième [1.3] |
Exemples |
5 ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany [1.38] |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 7 fahavalo (valo) |
Partie du discours | 8 nom |
Vocabulaire |
9 Espace |
Explications en français |
10 huit brasses [1.3] |
Entrée (3/3) | 11 fahavalo |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo 14 Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina [1.1] |
Explications en anglais |
15 an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination. [1.2] |
Explications en français |
16 ennemi. On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent causer la mort de la mère [1.3] |
Exemples |
17 Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe. [2.324] |
Analogues | 18 rafy, an-daniny, sakay sy maso, tsy tia, mpisompatra |
Phytonymes |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot fahavalo |
Anagrammes | 21 fahalova, fahavalo |
Mis à jour le 2023/02/16 |