|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahamarinana |
| Fototeny | 2marina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva.
5Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe:. 6-- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby. 7-- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9vérité; justice; bonne conduite.
[1.8] |
| Tovy hevitra | 10hamarinana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 fahamanirana, 14 fahamarinana, 15 fahamiranana, 16 fanamarihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06 |
|