Entrée | 1 fahalavoana (lavo) |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. [2.4] 4 Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. [2.245] 5 Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. [2.499] |
Morphologie |
|
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot fahalavoana |
Mis à jour le 2023/01/20 |