Entry eto
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
Explanations in French  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] ici
  [Abinal 1888] dans l'endroit où on se trouve
  [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Morphology 
eto
teto
Compound words, titles, names 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Updated on 2020/07/31