Entry esoina (eso)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra
¶ Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Explanations in English to be scorned, to be mocked [1.7]
Explanations in French dont on se moque, qu'on raille [1.8]
Morphology 
Present esoina, esoiko, esoinao, esoiny, esointsika, esoinay, esoinareo, esoin', esoin-, esoim-, esoi-
Past nesoina, nesoiko, nesoinao, nesoiny, nesointsika, nesoinay, nesoinareo, nesoin', nesoin-, nesoim-, nesoi-
Future hesoina, hesoiko, hesoinao, hesoiny, hesointsika, hesoinay, hesoinareo, hesoin', hesoin-, hesoim-, hesoi-
Imperative esoy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20