Entry |
eo
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Milaza toerana akaiky taza-maso ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho eo ambony latabatra ny bokinao. (Apetraho ao an' efitra avaratra ny bokinao) ¶ Matetika no azo averina indroa, aloha sy aorian' ny anarana tondroiny, ny eo: Mipetraha eo ambony seza eo, ary raha milaza ny lasa ny fehezan-teny dia tovonana t izy: Niresaka teo izahay anikeheo [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | here (in sight) [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | ici (visible) [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Morphology |
|
Compound words, titles, names |
|
Analogs |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|