Entry eny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
¶ Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao...
Explanations in English  [Hallanger 1973] there, not too far away (in sight);
Explanations in French [ eñy ] [Deschamps 1936] [Taisaka] là-bas, vers, à
  [Hallanger 1974] là-bas, pas bien loin, visible
Derivations 
Morphology 
eny
teny
Compound words, titles, names 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ
Examples  [Andraina: I Vola, page 58] Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy.

Entry eny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
¶ Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia
Explanations in English  [Hallanger 1973] yes
Explanations in French  [Hallanger 1974] oui
Synonyms eka ~ ekany ~ ia
Examples  [Andriamalala: Zazavavindrano, page 19] Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano.

Entry eñy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fijanonana
Derivations 
Quotes 

Entry eny
Part of speech adjective
Explanations in French  [Deschamps 1936] [Taisaka] six

Entry eny
Part of speech noun
Explanations in French  [Boiteau 1997] [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin.
Vocabulary 

Updated on 2022/05/02