Entrée |
elatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Solon-tsandry ahafahan' ny vorona manidina rehefa akopakopany ka mikapoka ny rivotra: Vorona fohy elatra ny akoho [1.1]
|
Explications en anglais | A wing [1.7]
|
Explications en français | Aile [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Voromahery efa lava elatra no tao.
[2.298]
|
2 | Raha mba izaho mantsy no nanana elatra!
[2.324]
|
3 | ka nony tsy nahazo izay niriny dia nikopaka elatra.
[2.643]
|
4 | Tsimbotry no anaran' ny adrisa mbola kely tsy manana elatra.
[2.332]
|
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
elatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny fisokatry ny lamba sy ny fikombony indray [1.1]
|
Explications en français | Action de s’entr'ouvrir comme le lamba, les rideaux [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
elatra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana omena ny karazan-karatra lalitra, na matetika koa karazan-karatra tsy nananana raha milalao karatra [1.1]
|
Explications en français | Le trèfle au jeu de cartes [1.3]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Illustrations |
|
|