Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | a shock, a blow, a knock [Hallanger 1973]
|
Explanations in French | coup, choc [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Synonyms | |
Compound words, titles, names |
|
Examples | Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [Andraina: Mitaraina, page 209]
|
|
Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy)
[Rajemisa 1985]
|
Explanations in French | terme de jeu au domino: passe [Abinal 1888 page 114]
|
Vocabulary |
|
Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
anguille. Cf. tòna. [David: Dialectes (takila D)]
|
Vocabulary |
|
Entry |
dona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [Rajemisa 1985]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|