|
|
|
|

Entrée1  dihizina
Radical  2  dihy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina [1.1]
Exemples  5  Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59]
6  Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353]
7  fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/20