Entry | bolaky | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa [1.1] | |
Explanations in English | a pulley [1.7] | |
Explanations in French | palan, poulie [1.8] | |
Origin | English: block and tackle. | |
Anagrams |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |