Entrée (1/2) | 1 bila |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
5 mitsivalana [Taisaka]
[1.78] 6 tsy mahitsy [Bara] [1.78] 7 Tandrok' omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka [Betsileo] [1.1] 8 Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr' itỳ latabatra itỳ fa ahitsio [1.1] |
Explications en anglais |
9 crooked, crooked-horned. Said of cattle whose horns do not correspond in position or direction. [1.2] |
Explications en français |
10 de travers [Taisaka]
[1.82] |
Analogues | 11 bilabila, bilaka, vila, vilaka, vilana, bingo |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot bila |
Tableaux et planches |
13 Formes des cornes des boeufs |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 15 bila |
Partie du discours | 16 nom |
Vocabulaire |
17 Santé |
Explications en malgache |
18 Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin' ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa nihevitra azy ho fanindrian-javatra na ny ambiroan' ny maty: toa manavinavy no fiandohan' ny aretina, dia marary andoha, dia fanina dia mena ny maso, ary dia tonga verivery ny sain' ilay marary ary mihoalahoala sy mienjika izy ka amin' izay dia toa mahavita zavatra tsy vitan' olona tsotra, toy ny mandihy miloloha siny feno rano nefa tsy raraka ny rano... Ny fitsaboana ny bila dia itehafana, miaraka amin' ny vely vy sy ampongatapaka... Nanana anarana samy hafa saika isampoko ny bilo: ramanenjana na soratra (imerina), salamanga (betsileo), tromba (sakalava, tsimihety) [1.1] |
Anagrammes | 19 bila, liba |
Mis à jour le 2024/01/18 |