Entrée | 1 betsaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache | 3 Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko [1.1] |
Explications en anglais | 4 much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] [1.2]5 many; much [1.7] |
Explications en français | 6 nombreux; beaucoup [1.8] |
Exemples |
7 betsaka ny olona niditra. [2.472] 8 Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472] 9 Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470] 10 Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot betsaka |
Anagrammes | 18 betsaka, tsakabe |
Mis à jour le 2020/07/31 |