Entry baribary (bary)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy mitovy hevitra amin' ny bary
¶ enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
Explanations in English large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
 open; evident, known [1.7]
Explanations in French évident [1.3, 1.8]
 ouvert en grand [1.3]
 grand ouvert [1.8]
Derivatives 
Synonyms bary
Examples 
1Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895]
2Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31