Entry baribary (bary)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] mitovy hevitra amin' ny bary
¶ enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso
Explanations in English  [Richardson 1885] large, full, well-made, clear, conspicuous
  [Hallanger 1973] open; evident, known
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974] évident
  [Abinal 1888] ouvert en grand
  [Hallanger 1974] grand ouvert
Derivations 
Synonyms bary
Examples 
1 [Rapatsalahy: Kintana, page 64] Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy?
2 [Andriamalala: Taolambalo, page 21] Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny.

Updated on 2020/07/31