Entry | baranahiny | |||
Part of speech | noun or adjective | |||
Explanations in Malagasy | Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra ¶ Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] | |||
Explanations in English | heedlessness, indifference [1.2] | |||
careless; carelessly done carelessly [1.7] | ||||
Explanations in French | insouciant, indifférent [1.8] | |||
Vocabulary | Emotions | |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word baranahiny | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |